
jalvic meyo - manamafy كلمات أغنية
manamafy (lyrics)
sambatra ah fa tojo anao ny foko
lafatra ilay fitia ato anaty
antenaiko ho mandrakizay tsy hiofo
fitia voafantitra ny atsika tsy hofaty
haiku enao hoe tia zah ko tsy handao
hasambarana hoahy lay tsiky avy aminao
ny fo tsika efa voa soratra ho iray
ny ditra vita atao tsika ampy izay
efa lasa nao ny foko ooo! afoiko ho anao zay andro mbola hiainako oo!
faly ah fa tojo anao ny fo ko, enao no andry mba hitarainako oo!
tsy hametra fotona ah na mbola halaina ny fitiavako anao tsy tiko hanka aina
tsy hilalao ah fa enao mendrika ho anjaina aa!
efa lasa nao ny foko ooo! afoiko ho anao zay andro mbola hiainako oo!
faly ah fa tojo anao ny fo ko, enao no andry mba hitarainako oo!
tsy hametra fotona ah na mbola halaina ny fitiavako anao tsy tiko hanka aina
tsy hilalao ah fa enao mendrika ho anjaina aa!
haiku enao hoe tia za kou tsy handao
ny foko tia nao tsy sanatry hilalao
volamena antanana tsy holatsaka
ny fitiavako anao tsisy hatakatra
naniry fitia za ka tojo anao androany
fitia efa ato ampo ty tsy vina holany
tsy resaka fika ty na mbola aniany
fa niamiko rehetra efa lasanao any
efa lasa nao ny fooo ko ! na mbola hisy onja mafy hiseo efa nahazatra
faly ah fa tojo anao ny fo ko! mila nao za fa ra tsy eo enao za mara a ratra
tsy hametra fotona aho na mbola halaina ny fitiavako anao tsy tiko hanka aina
tsy hilalao aho fa enao mendrika ho anjaina aa!
haiku enao hoe tia za kou tsy handao
ny foko tia nao tsy sanatry hilalao
volamena antanana tsy holatsaka
ny fitiavako anao tsisy hatakatra
wooh, wooh, wooh…
كلمات أغنية عشوائية
- eamon mo - gotten ahead of myself كلمات أغنية
- arman miladi - buddha كلمات أغنية
- j. foolish - feel my pain كلمات أغنية
- power-haus, christian reindl, guy ivory - devil in disguise كلمات أغنية
- poopmaster - straight up كلمات أغنية
- ajuliacosta - mil e uma treta كلمات أغنية
- loqiemean - паразит (parasite) كلمات أغنية
- conundrum - title fight (you still sleep with the tv on) كلمات أغنية
- liberación & el poder del norte - como yo كلمات أغنية
- labrinth - blood كلمات أغنية