jalvic meyo - mampatsiahy كلمات الأغنية
official lyrics:
mampatsiahy ahy ny vita
ny andro maro niarahako taminao
nafoiko ny ditra, tsy azoko an_tsaina ny herinao
tao nahatonga ahy niampita
ny onja mafy ka namonjy anao
ra heloko ny naka anao tena antanan’ny hafa
omeo tsiny aho tsy olana fa ho babeko
olombelona aho tsongoina mety haratra
tsy tonga lafatra aho, tsy tonga lafatra aho tsy handa fa ekeko
ny finoko rehetra nomeko anao
mivavaka aho tsy ho anah fa mbola ho anao
ny amiko rehetra mihintsy no lasanao…
ny vavan’ny hafa tsy no henoiko fa jamba aho
ny aloko rehetra lasa feno anao
tsy mino aho hoe efa eto atratrako ianao
haiko hoe tsy tonga lafatra aho fa…
ny hiverina amin’ny taloha tsy za
papako niteny ahy fa enao tsy ho ahy
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
haiko hoe tsy tonga lafatra aho fa…
ny hiverina amin’ny taloha tsy za
papako niteny ahy fa enao tsy ho ahy
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra ôh ôh!!!
ouh ouh ouh !
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
ouh ouh ouh!
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
ouh ouh ouh!
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
ao anatin’ny ra
ôh ôh
mampatsiahy zah fa ny fitia ao anatin’ny ra
كلمات أغنية عشوائية
- sven van thom - nicht schon wieder sommer كلمات الأغنية
- pj harvey - dollar, dollar كلمات الأغنية
- kaaris - bambou كلمات الأغنية
- uut selly - cinta sepabrik كلمات الأغنية
- dalit - departure كلمات الأغنية
- raf camora - panzer كلمات الأغنية
- 마마무 - 고양이 كلمات الأغنية
- young the giant - amerika كلمات الأغنية
- cruel youth - diamond days كلمات الأغنية
- yen le - quay lung كلمات الأغنية