jalvic meyo - fanantenana كلمات أغنية
official lyrics ♪:
fanantenana, tsy alana ao an_tsaina io ra mbola misy koa ny hazavana ah
woh woh mihoatra nohon’ny tsara aza, rehefa ao an_tsaina io mazoto foana ianao namalaina woh yeah yeah yeah
ny haizina mbola hazava
ny rahona mbola hisava
hateliko any amin’ny tsy ho hita mihintsy ny ahy ny fahakiviana
tsisy olana ka tsy hisava
ra hisafidy aho ny mazava
toy ny lanitra manga ny fiainako rehefa any aoriana
woh woh
manantena aho fa mbola hivaly ilay ezaka efa natao
tsy kivy aho na malahelo aza ndray2 rehefa hitanao
manantena aho fa mbola hivaly ilay ezaka efa natao ouh

avelatro ny saiko de tsy ho kivy aho
hiatrika izay mety mbola ho avy
inoko fa efa tsara safidy aho
satria ny lalako rehetra efa mazava
manantena foana fa ho tonga any ambony
ouh ouh
raha tsy tiany aho mbola ho lasako aza ny fony

na maizina ary ny andro izaho mahita kitana
izay alehako rehetra tao mazava
tsy haiko ny mamaritra ny hoe tsara vitana ⁇
fa amboniny aho ra misy sahy milaza
manantena foana fa ho tonga any ambony
ouh ouh
raha tsy tiany aho mbola ho lasako aza ny fony
zaho manantena foana!!

tsy haiko ny mamaritra ny hoe tsara vitana
fa amboniny aho ra misy sahy milaza
manantena foana fa ho tonga any ambony
ouh ouh
raha tsy tiany aho mbola ho lasako aza ny fony
zaho manantena foana!!
كلمات أغنية عشوائية
- swarit chauhan, mozix - find yourself كلمات أغنية
- oneroz3 - lwyd كلمات أغنية
- organize oluyoruz - işim müzik كلمات أغنية
- lvly - love you on the inside كلمات أغنية
- luvin' - new bands كلمات أغنية
- charag al padel - oops! كلمات أغنية
- the jayhawks - this forgotten town كلمات أغنية
- anna - rojo mantra كلمات أغنية
- frank turner - eat the meek كلمات أغنية
- the huge class - ella كلمات أغنية