
jalvic meyo - ataovy akama كلمات أغنية
official “ataovy akama” (lyrics)
ataovy hoe tsisy lay olana efa nihatra tainao iny
ataovy hoe sambatra ianao fa mbola salama afaka miaina ah!
ataovy hoe akama ilay olona nandratra ny fonao fahiny
raiso ho namana izay rehetra iainanao io isan’andro
raha lavo ianao ataovy an_tsaina hoe afaka miarina izaho na tsy androany
raha voadonam_pitiavana aza miasa saina, fa ny tsara eto an_tany tsy viana ho lany
sambatra ianao raha mahay mifaly amin’izay olana rehetra mety hiseho
ny lasa avalony, fa ny hoavy mamiratra foana no atreho
ataovy hoe tsisy lay olana efa nihatra tainao iny
ataovy hoe sambatra ianao fa mbola salama afaka miaina ah!
ataovy hoe akama ilay olona nandratra ny fonao fahiny
raiso ho namana izay rehetra iainanao io isan’andro
ataovy hoe tsisy lay olana efa nihatra tainao iny
ataovy hoe sambatra ianao fa mbola salama afaka miaina ah!
ataovy hoe akama ilay olona nandratra ny fonao fahiny
raiso ho namana izay rehetra iainanao io isan’andro
izay mihainga eo rehetra ny ahy hifaliako
tsy haiko ianao fa mba manaova toa ahy koa
ny olana rehetra ny ahy hitsikiako
noraisiko akama dia nanampy ahy avokoa
raha efa natomboka aza faranana, fa tohizo dia ataovy amin’ny fo
tsy ho mandrakizay ianao no tsy mba hanana domy amin’ny ezaka ny hambom_po
ataovy akama ah! izay rehetra iainanao fa aza raisina ho fahavalo
ianao miezaka miala ah! rehefa leo izy hangiana fa ianao indray no ahatsiaro
ahatsiaro ianao, hoe aiza ireo olana sy mpankahala a!
mety hoe tsy hitanao fa eo anilanao izy saingy efa miantso hoe malala a!
ataovy hoe tsisy lay olana efa nihatra tainao iny
ataovy hoe sambatra ianao fa mbola salama afaka miaina ah!
ataovy hoe akama ilay olona nandratra ny fonao fahiny
raiso ho namana izay rehetra iainanao io isan’andro
ataovy hoe tsisy lay olana efa nihatra tainao iny
ataovy hoe sambatra ianao fa mbola salama afaka miaina ah!
ataovy hoe akama ilay olona nandratra ny fonao fahiny
raiso ho namana izay rehetra iainanao io isan’andro
كلمات أغنية عشوائية
- deluxe - rostro de actriz - directo كلمات أغنية
- shamar/millz - muthafucka up كلمات أغنية
- haf n' haf - kick my ish كلمات أغنية
- lil chawley - loser (feat. splash daddy) كلمات أغنية
- gianni blu - crazy كلمات أغنية
- charlie row campo - sangre falls from my eyes كلمات أغنية
- graham nash - simple man [2008 stereo mix] كلمات أغنية
- joie 13 - paul mack كلمات أغنية
- watkin tudor jones - super evil كلمات أغنية
- berry bonkers - god's grandeur كلمات أغنية