herm - namako ianao كلمات الأغنية
Loading...
tiako raha ianao
satriko ho toa anao
ny namako rehetra
tsotra sady tsara fo, sy fanahy.
toetran’olona maro
no tiako ho toy ny anao
mahay mifalifaly
mahay mandefitra koa.
sainga indrisy
sarotra izany
fa tsy ho aiko
ny hanova azy ireo
soa fa nisy
namako iray
tokana ianao
tokana ianao
ny ahy ny tena tiako
mbola ho faniriako
ny hitiavana ahy
na ory na faly ny fiainako.
ary izay iriako
hizara ny hafaliako
ory raha tomany aho
tena ilay akama.
sainga indrisy
sarotra izany
fa tsy ho aiko
ny hanova azy ireo
soa fa nisy
namako iray
tokana ianao
tokana ianao
كلمات أغنية عشوائية
- cristina d'avena - nel cuore solo il calcio كلمات الأغنية
- indego - f.o.m.o. كلمات الأغنية
- mndledle 582 - börjat nu klar snart كلمات الأغنية
- baby (bra) - raio x كلمات الأغنية
- tricky mac & daddy k - krack the egg كلمات الأغنية
- radiopuhelimet - syysretki كلمات الأغنية
- tone stith - cmdgf (closed mouths don't get fed) كلمات الأغنية
- westye hemsley - free كلمات الأغنية
- youth kriminals - supremo كلمات الأغنية
- the moving sidewalks - joe blues كلمات الأغنية