
gun jiolambups - kifeko ankahalaina كلمات أغنية
1 ahitsio ekeko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh] hametra_pialana aho fa ny miaina angamba ts’ho ahy. fa feno fankahalana (yo) ny fo saina fanahy. nianatra nitia aho fankahalana no hitako. ny hanadino anao hatramzao aloha tsy vitako. ‘lay endrikao nitondra taratr’hazavana. ankehitriny kifeko anaty fankahalana. mangidy noho ny fahafatesana ianao. manosik’ahy hisafidy ho azy fa tsy ho anao. kifeko ‘lay hafanana vao maraina nefa… ny foko mizaka ny tsy eran’ny aina koa refa… tia adal’eh, tsy vitako ny hankahala. satriko foana hiantso anao oé “malala” eh. ekeko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby eh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh] za mantsy (yo) tsy manana. ankoatry ny fitiavana (ho) zaraina aminao ré rahavana tsy manana teny mamy hampanofinofi androany dé rahampitso ho lasa tomany. mahantra fa (yeah) manana fo feno fitia. tsisy fifty [fifty_fifty]. nafoiko anao daholo izy iray manontolo. ra ilaina dia seraiko ho anao ny tontolo. i luv u so much indrisy mantsy fa tsy nino enao oé matotra. lé koziko oé hifamatotra. fa nodianao fanina, nasetrinao fankahalana. oé mpiakama??? handeha aho fa tsy tamana (eh) ekеko fa ‘lay love anatiko ao aloha tsy ho lany [ho anao my baby eh] nefa izany anio iriko hiova ho fankahalana [ho anao my baby еh] ny hatsaranao tsisy tsiny ‘lay mampiantso hoé tia ento any. fa ny aty efa tsy tamana ka aleo mial’eh [ka aleo mial’eh]
كلمات أغنية عشوائية
- groupchat - round the bend كلمات أغنية
- whales & shiah maisel - death of me كلمات أغنية
- 700 bliss - spirit airlines كلمات أغنية
- say sue me - no real place كلمات أغنية
- dexndre - you can't feel anything up in the sky كلمات أغنية
- sobluu - leave me behind كلمات أغنية
- cloud 9ine ko - alone tonight كلمات أغنية
- poliça - blood كلمات أغنية
- vichy an - the lights كلمات أغنية
- have no heroes - divide and conquer كلمات أغنية