elsie - tiako loatra ianao كلمات الأغنية
Loading...
ataoko ampy ahy, ireo zay natolotrao
nolazainao fa hoe avy ao ampo
ary ho ampy hifaliako , f’ efa natokana ho ahy
ilay fitia izay nandrasako
tsy misy ilaiko raha ny akoatra anao
fa ny masaka antsaiko de ianao
fa tiako loatra ianao, tsy foiko tokoa
na ho mafy na ho mora
no iarahantsika roa
fa tiko loatra ianao , tsy foiko takoa
tsy haresy lahatra ahy
izay milaza fa ianao tsy ho ahy
tsy hitady intsony aho
ha fa hasolo anao
f’ efa ianao no
andry iankinako
ary omeko ny foko
tsy hiandry tambiny aho
fa hafoiko eny ny amiko
tsy misy ilaiko , raha ny ankoatra anao
fa ny masaka antsaiko dia ianao
ref: fa tiako loatra ianao ….
كلمات أغنية عشوائية
- la corte - eterno amor كلمات الأغنية
- hanna leigh - vuela vuela كلمات الأغنية
- gloria trevi - como yo te amo (en vivo desde la arena ciudad de méxico) كلمات الأغنية
- wolverine - a pleasant shade of gray part xii كلمات الأغنية
- c4pri - a song about among us كلمات الأغنية
- badcardi - arroz y canela كلمات الأغنية
- green (vnm) - ơ kìa tết lại đến rồi này كلمات الأغنية
- cobe jones - emotionally unavailable كلمات الأغنية
- mdeazy - the plugg! كلمات الأغنية
- bruude - torched by serpent tongue كلمات الأغنية