
bessa sy lola - antsirabe كلمات أغنية
Loading...
raha vao maraina koa dia hiomana aho ho any antsirabe
voalamiko avokoa ny entan-keliko hatry ny ela be
toy ny farimbondroa ao an-daona iray ny fandre izao
fidoboky ny fo faly hotsenain’ireo havako ao
tsy ahoako ny hatsiaka mam-n-la
fa satria akany tiana anie ilay antsirabe
dia ilay tanàna nisy ireo malala
dada, neny, zoky, zandry koa
ary nenibe sy dadabe
rehefa tonga indray ny handaozanay an’ antsirabe
izao no hiranay vokatry ny fo teny tsotra hoe
tsy ho mandrakizay ny handaozanay an’ antsirabe
ndeha hianatra izahay tsofy rano re ho tafita anie
mbola hody (2) tsy ho ela
fa satria akany tiana anie ilay antsirabe
fa ny mody fanafody tsy mamela
tsy mamela hanadino anie
hanadino ilay antsirabe
كلمات أغنية عشوائية
- animax - antidote كلمات أغنية
- samantha gilles - don't let go كلمات أغنية
- savannah walton - mama save me! كلمات أغنية
- john wesley harding - your new clothes كلمات أغنية
- rootkid - different كلمات أغنية
- superp0s - jesus the heir كلمات أغنية
- shagget - sonic colors كلمات أغنية
- nfn will - insomniac كلمات أغنية
- owen greyson - golden moonlight كلمات أغنية
- nina utashiro - requiem كلمات أغنية