balz. - sativa كلمات أغنية
{couplet 1]
miodina tanà ohatran’ny hoe afaka
mi_combre amin’ny taxi mijery mpandalo sao dia mijabaka
chantal manao sport na johane lasa jejo
efa resiny hono ny aretina dia hankafy amin’ny lakan_jejo izy
sarin’ny zanany en plein fond d’ecran
anianiko, izaho lazainy espèce de con
cancre mahay miaina sy mlalao cours des grands
anaty fihetsika ny ahy ny charme fa ny tchatche no anaty son
mbola miantso hono ilay vadiny taloha
izahoo no akaikiny tsotsotra fa tsy afaka ao an_dohany
ataovy ambany ny jiro dia tairo asio nate tex
dia apisehoko azy ny donan’ny sativa sy s_xe
[refrain]
sativa sy s_xe, sativa sy s_xe
asehoko azy ny donan’ny sativa sy s_x
tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex
tsy miantso anahy matetika no tsy mandefa sms
sativa sy s_xe, sativa sy s_xe
asehoko azy ny donan’ny sativa sy s_x
tiavo aho akia androany fa rahampitso efa ex
yeah
{couplet 2]
triste à lire, texte mandany andro
tsy nahalina iry metanire nefa mijanona ho malagasy
mbola mitady an’izay mahasoa na ohatran’ny sarotra
hatramin’izao mbola tsy voafehiko ny mahafinaritra
izaho tanora mila mividy
mila an’ilay matsiro be ny kaliko
manompo an’ireo vahiny naka ankeriny an’ilay taniko
bogosy kely ny sariko anaty phone an’i ra_sefo
izaho mijanona ho feo an’ny lalana mi_represent ny faritra
dina apin’ialahy daroka
fa mbola misy mamany eo
masika be ny lalàna hono fa mbola misy m_n_la eo
fiavina badin’itaosy anatina tishaka oversize
tairo mba asio pause fa reraka eo ialahy otherwise
[refrain/outro]
sativa sy rap, sativa sy rap
mba jereoo kely ny donan’ny sativa sy s_x
mila vazo tsara saria ny life_ko efa ratsy
ny aty mirobaroba nefa moa lany vatsy
brr
yeah
كلمات أغنية عشوائية
- anal vomit - seed of evil كلمات أغنية
- roy orbison - daydream (of you) (recorded by don gant) كلمات أغنية
- area 7 - no logic كلمات أغنية
- destruction - soul collector كلمات أغنية
- alghazanth - 8th sphere كلمات أغنية
- norah jones - roving gambler كلمات أغنية
- b o b - throwback كلمات أغنية
- always rushing by - fireworks and fireflies كلمات أغنية
- evemaster - disgraceful كلمات أغنية
- 3 inches of blood - all of them witches كلمات أغنية