balz. - mitady peace كلمات أغنية
manjaka tokana ao anaty rova feno fako…amiko tsy tokony hisy mintsy ny teni ndratsy…tsy ny life no ratsy manko fa ny olona fake de aleoko mitady ny marina ao anatina big blunt…gadra anatin’ny pc, assiete de fandriana casse tête ny miaina…matou afaka petrin…. cassededie ny lainga….tsy de tia anreny faingafainga tanana tsika…elah sy toka no saint ballentine’s..b_tch…
de mandroso ihany ah fa tsy ho aiza
le mivoka alahady mintsy tsika style 15
mtrotte ah de mtrotte otrn kougar sy lobo
fa ny fiara tsy ahitana nefa efa vita sinoa
sotroko iany fa fetiko androany, de rapitso kou….fatatro fa 1 no anavotra anah anatin’ny 10…mbola miasa dada manenjika anle hapiness…fa aza omena tsiny ra ndraindray tsika tonga am 10…piso kely…misy fotoana ah mety ho diso kely…fa…fiainana zany…tadidio fa tsy fitaratra dada……fa manoro anlah ny lalana fotsiny…de anjaranlah, aveo no manao ny tohiny…
tsisy theme ny vazo….mrap fa tsy mvibe
rlеrony no tsisy teub de zah forceny tsy ibaisе….rlerony no te hatory de zay no forceny tsy iteuf…rlerony no lasa adala de zay no forceny tsy izeub
koboy anatina bar, koboy anatina pub…vokatry ny vanimpotoana tana mrprznt…
maloto otrn street ny saina…rprznt
efa zatra miara dalana amna refré fake…yeah
efa zatra mikapoka face b…efa zatra mody mitapy refa misy tasspé…style jick sawww matelot fa tsy kapiteny…refa mrap ah yst capteny
manjaka miadana ao anaty rova feno ngejy…zay no la vert…rovina tsika ary vo tng any….style b00ba…50 cent….balz mrprznt ny boto mila rprznt….
tsy ao anaty list…fa andevon’ny capitalisme
tsisy teraka mitovy zo eto antananarivo
de mila god, mila bif, mila gri gri
otrn clà lesy ny aty mbola mitady peace
كلمات أغنية عشوائية
- pineapple hill - rules of estrangement كلمات أغنية
- mackayla kelse - driving كلمات أغنية
- the irish tenors - while shepherds watch their flocks كلمات أغنية
- luciano illuminati - proud to be straight كلمات أغنية
- scott cunningham band - your love is better than life كلمات أغنية
- marvin gaye - sparrow [alternate version] كلمات أغنية
- obrint pas - lluna de plata كلمات أغنية
- 5 feet - mine's fine كلمات أغنية
- mylk - sleepy كلمات أغنية
- mikaela davis - other lover كلمات أغنية