balz. - mahay rnb كلمات أغنية
na misy tsy hitovy hevitra…na misy tsy mandray…tsy iatsara velatsihy ah fa le fombako otrzay…verlan de base…argot masosotra…ouz le vazah oe zay le bande de racaille….
vokatry ny fiaraha monina ah fa tsy oe maditra…menatra ny iresaka ah tsy de mavita tena…baby to masika…manakiakiana fa mba hiano indray andro ny ah ra tena vita_tena
mifangaro ny fiasana sy ny banque aty ry bande…2026 fa mbola contrebande….mitokatokana eny na araana maboto iray cams…tsy oe puristes ah fa tsy tiko elah mandoto vitams yeah…
manafangaro ny cherie sy ny makoko….tsy de gentleman fa garçon masosotra…ny fiaramonina sa ny fitaizana no fositra…sa….
ny fahaizana efa tena niara maty tam boky….filosophia an’ny parking firehankevitry ny tamboho…..ndao anangana tetezana d’androdana tamboho….mkohaky ny momba kely mamon’ny toka dem…manembona ny zavatra tsy vitako taloha…mila vola otrnazy fa ny filaminako tsy foiko … de mbola eto….rovina ndray zao vo faran’ny volana…
tsy mahay manao sakafo reo fa tsara vitrine…diso elah ra nievitra oe tsy mahay rnb zah
mahay rnb zah
mélodie apina texte rap…tsy votery ambonina eastcoast vo gangsta rap yeah
كلمات أغنية عشوائية
- screeching weasel - society [demo] كلمات أغنية
- morgana - vs. levi77 [finale octabattle 2021] كلمات أغنية
- kasatka gx - porcelain كلمات أغنية
- trentaco - broken, cannot heal كلمات أغنية
- banda do filme variações - o corpo é que paga كلمات أغنية
- alborosie - bun a fyah كلمات أغنية
- jimi bridgend - leave me now كلمات أغنية
- pachvlsky كلمات أغنية
- cuttergirl - blood كلمات أغنية
- czerwone gitary - bądź wśród nas كلمات أغنية