balz. - #kapsilyfuckbooskap كلمات أغنية

yeah
yeah, yeah, yeah, yeah
[refrain]
kapsily f_ck booska_p
gasy fa ny bails rombotra be
anaty studio, okotra be
rookie any anaty tournament
ra mitady flow ialahy, izahay misy flow koa
represent vinany, itaosy, kung_fu
style solo, f_ck ny tondrozotra
f_ck ialahy n_gga, izahay libre kokoa
[couplet unique]
gg coucou, good équipage
rap ny sujet fa tsy vodin’akizy vavy
efa ni_peura tamin’i kizl kizlah
feno ad libs an’i griselda ny vazo
tadidiko tamin’izany nitety studio
nandany vola amina vazo stupide
lavitry ny cupide, hip_hop studieux
texte profil bas, ny rima vicieux
mitady ny marina ohatran’ialahy ihany
manemany satria saiyan
ra misy kely ialahy dia aleo mizara
satria ny manome no sambatra. zarao ny karatra
firy no midofitra ?
viseo ny lavaka, ao ity mitsofoka hoy aho
ra manan’elatra ialahy misy misovoka hoy aho
ny quotidien no nahatonga anahy nisotro kawatry
[pont x2]
efa anaty lavaka ialahy mbola mi souffle iany
aty ny street feno tag sy fofon’amany
izaho hono tsy tokony hamaly fa tokony hangina
yeah, yeah
[refrain]
kapsily f_ck booska_p
gasy fa ny bails rombotra be
anaty studio, okotra be
rookie any anaty tournament
ra mitady flow ialahy, izahay misy flow koa
reprеsent vinany, itaosy, kung_fu
style solo, f_ck ny tondrozotra
f_ck ialahy n_gga, izahay libre kokoa
كلمات أغنية عشوائية
- gentle sinners - killing this time كلمات أغنية
- roadclosed - admire كلمات أغنية
- ciaran lavery - communion كلمات أغنية
- kizzleishere - curly headed beaut كلمات أغنية
- yb curtis - what you on كلمات أغنية
- one n' only - focus كلمات أغنية
- wqkaee - на утро (on morning) كلمات أغنية
- trey duncan - hotter than sin كلمات أغنية
- mary spender - i am not yours كلمات أغنية
- talk (canada) - hollywood كلمات أغنية