kalimah.top
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

balz. - andro fanafahana كلمات أغنية

Loading...

[refrain]
androany aho afaka
tsy mila ny fomba fijerin’ny hafa intsony
hiraiko mafy ho ren’ny maro fa ny rahampitso tsy maintsy miova
androany aho tsy teren’ny système hiasa loha
fanajana ho an’izay zoky nitolona efa lasa tany aloha tany
fenoy ny vera raha mba mety dia antsangano
iray ho an’ny fahombiazana
dia roa ho an’ny fahasalamana
telo ho an’ny fianakam’s
ankoatran’izay fanondro adala
na ity rap nanolorako an’ny atanorako ity ara

[couplet 1]
mila miadana aho vo maty, tsy te hizara ny rivotra hiainako
hiova aho akia androany ho tompon’andraikitra fitondran_tenako
fa izay ratsy tsy maintsy afeniko, izaho humain ihany
please aza savaina akiany aferako fa avelao any
mitady aho dia mahita dia avy eo mandany
indraindray aho mba manotany tena
mba ho tafa ve indray andro any ?
sa hiaina life sarotra eto an_tanàna
style live and die eto tanà
mi_socialize amin’ny gasy ratsy fanahy
mila boss izy, tsisy pesos ialahy tsy mi_test
mila boto anatina caisse ilay manao marque princess
mila afera tsara miodina fa izy princesse
ranomanitra sy strass sans cesse, bref
izaho tsy mitsara, izaho tsy pouvoir législatif
tsy mi_kiffe ialahy, mahazo mandeha, style tif a tif
hatramin’izao ny aty mbola mitady peace
fa tsy mamaly izy, mahagaga nefa actif
[pont]
tairaiky anatina engrenage, style rihanna
tsy vitan’ialahy ny mitsagana ambanin’ny umbrella_ko
respect hoan’ny boto rahalahiko
ilay mitady mafy miafara amin’ny marary valahana

[refrain]
androany aho afaka
tsy mila ny fomba fijerin’ny hafa intsony
hiraiko mafy ho ren’ny maro fa ny rahampitso tsy maintsy miova
androany aho tsy teren’ny système hiasa loha
fanajana ho an’izay zoky nitolona efa lasa tany aloha tany
fenoy ny vera raha mba mety dia antsangano
iray ho an’ny fahombiazana
dia roa ho an’ny fahasalamana
telo ho an’ny fianakam’s
ankoatran’izay fanondro adala
na ity rap nanolorako an’ny atanorako ity ara

[couplet 2]
tsy aiko tia anahy ve ny lanitra fa mafy aho
oharan’ny hafatr’i mama ity, mila mitazona la foi
mila mijery ny tsara tsy mandrarà izay babylone
fa tadidio ny omerta, tsy référence mafia
makoatakoata ny life, tairo mba omeo faf aho
anadinoko an’izany amina spliff_na sativa
ohatran’ny malagasy regetra mbola mijanona tia vao
hip_hop oharan’iry mendev mi_freest ao amin’ny viva
tu vois, facile ohatran’ny miteny azafady
adinoko ny anniv_ny dia izaho no lazainy batard
tsy izany akia fa mafy ny miaina ohatran’ny supers héros
miampy ny havizanana sy ny excès de bedo
[pont/outro]
tairaiky anatina engrenage, style rihanna
tsy vitan’ialahy ny mitsagana ambanin’ny umbrella_ko
respect hoan’ny boto rahalahiko
ilay mitady mafy miafara amin’ny marary valahana

كلمات أغنية عشوائية

كلمات الأغنية الشائعة حالياً

Loading...