
astovil - no gods no masters كلمات أغنية
[couplet 1 :]
tsy misy tena matotra fa comedy daholo no hitako eto
mahalatsaka ahy ny fireneko, fa aleoko aloha mody misento
efa kopy tsika hoe mba misy ihany ireo izay misy betro
f’elah vao hoe mba maneho hevitra dia varimasaka raha mbola eto
te ho tan_dalàna, manaja fitsipika sy fitsarana
ry tanindrazanay malala, efa voabaise hatreny am_parafara
dia aleoko ihany anarchiste miaina libre aho ohatran’ny adala
fuck ny fivavahana, fuck hatramin’ny fitondrana
tsy misy ilaivako azy, mitovy @ fako teny anosipatrana
jereo fa mitovy amin’ny rapn’lah : tsianjerina zaza miala sakana
firifiry ny malagasy no efa miaina toy ny anaty fasana
fuck ny jirama, fuck mihitsy orinasany (fuck!)
[bridge :]
no gods no masters x3
[couplet 2 :]
feno haizim_pito ny aty @ faritra, tena mitovy amin’ny literatiorako
be ireo nigga be famaritra nefa mitazatazana ny murako
ny aty tsy misy ny andriamanitra f’aza mitapitapy sao hifirako
tsika anisan’ny tena niaritra, zay no maha kndv ny tonon_kirako (yaz)
manjaka ny habibiana, bobaka ny maty, odiana tsy hita ‘reo matin’ny hanoanana
2024 natao challenge hatramin’ny fanolanana
izaho aloha zao raha hoe mahatratra dia potaka tary ny taovam_pananahana
efa niteny aho fa tsy misy maître eto fa mandeha ny fitsaran’ny lalana
mandoalika ny rap ohatran’ny enemy
ohatran_dramala sy ny fiainany
araho fa zah no eto @ familiana
arovako ny tenako sy ny family
izay mivoaka ny vavako rehetra hérésie
maimbo ny litera sy ny abidy
be ny atidoha no efa colonie
fuck benito mussolini
[bridge :]
no gods no masters x3
[couplet 3 : ]
mbola mitohy ny game, tsy mety tapitra
atidoha bobaka no atao fanatitra
afangaroko @ olitra sy lalitra
vetavetaiko eo anatrehan’ny lanitra
literatiora maranitra, miainga avy aty aminay pure nahantra
ry lerony efa tonga eny amin’ny mars, enao ity variana @ “hatraiza andriamanitra?”
oh shit! ny fiainan’ny gasy efa fiainan_tsy hita
ampelatanan’ireo mahitahita
tsisy antenaina ohatry ny evanjelika
renoka ny ondry, tsy manana ethique
ndana daholo miampita, mamikiviky ho any am_paradisa
zah mitazana ety am_pita, tsy mifangaro stay jentilisa
doctorap _ anarchie, mahasaky mitolona ohatrany vvs
mentalité : big meech, black mafia karaha bmf
doctorap _ anarchie, mahasaky mitolona ohatrany vvs
mentality : big meech, black mafia karaha bmf
[bridge :]
no gods no masters x3
كلمات أغنية عشوائية
- dxvdxnd - evisceracao profana كلمات أغنية
- kalash criminel - but en or كلمات أغنية
- king parrot - kick up a stink كلمات أغنية
- helena deland - mid-practice كلمات أغنية
- toy chica's wap - coochie song كلمات أغنية
- windoh - freaky كلمات أغنية
- farrah mechael - all alone كلمات أغنية
- da new chain - per ne lagje كلمات أغنية
- ben apps - t.t.f.n. كلمات أغنية
- dani-l (lyssna) - farväl كلمات أغنية