anyah - fantatro fa كلمات الأغنية
Loading...
efa fotoana maro izay
no nahafantaranao ahy
ianao te hilaza zavatra
kanefa toa miahotra
ekeko hoe izaho sy ianao
samy mpinamana
kanefa anie hatramizao
tsy sahy ianao, toa tsy sahy
izaho anie efa sasa-miandry
miandry ny ilazanao
miandry ny ilazanao fa
tiako ianao, tiako ianao
ref: fantatro fa tia
fantatro fa misy fitia
any am-ponao any
ka nahoana no
tsy nambara tamiko
fantatro fa te
fantatro fa te ho ahy ianao
saingy tsy nahasahy ny hilaza fa
lasa tiako ianao, tena tiako ianao
ekeko hoe izaho sy ianao
samy mpinamana
k’izany no manakana anao tsy hamboraka
fantatro satria ny masonao milaza fa tia
milaza amiko hoe nahoana raha miara-dia
كلمات أغنية عشوائية
- camelmob - rosa papes كلمات الأغنية
- carrie day - love remains كلمات الأغنية
- hot e oreia - presença كلمات الأغنية
- bigg cee - adina howard (feat. rudegal 4.0) كلمات الأغنية
- mortal thing - habitat كلمات الأغنية
- nickgoldalt - скрываюсь(hide) كلمات الأغنية
- y i n s u - m e d u s a. كلمات الأغنية
- ego - drrzy كلمات الأغنية
- lil kar$ - slow flow كلمات الأغنية
- shafogrin - bhad man anthem كلمات الأغنية