
ambondrona - tiako ianao كلمات أغنية
marary ny aina tsy eo ianao
nihafy aho niharitra hatrany
nafeniko ao antiko ao mba ho ahy irery ihany
tsy tanty ‘lay oe tsisy anao
na hiambo ary tsy haneo ny tomany
tsy eken’ny saiko anefa ny aina tsy hilazan’ izany
te hiantso ny anaranao
antenaiko fa mbola hiaino ahy ianao
androany aho mba hamela ity foko hanambara
tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
tiako ianao, tsy hiova, tsy hanary anao
ekeko fa varina ianao
indraindray toa tsy heno hatrany
iriko mba ho tsapanao fa mandalo ihany izany
inoko nefa indray andro any
ny hahita azy tsy anaty tomany
ho fihiniko ary anao zay mety aho
ho azy irery ihany
te hiantso ny anaranao
ary antenaiko fa mbola hiandry ahy ianao
androany aho mba hamela ity foko hanambara
tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
tiako ianao tsy hiova, tsy hanary anao
androany aho mba hamela ity foko hanambara
tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
nanahy aho ka aleko hijery ny any afara
tiako ianao tsy hiova, tsy hanary anao
كلمات أغنية عشوائية
- devin the dude - can't change me كلمات أغنية
- winner - 끼부리지마 (don't flirt) كلمات أغنية
- milksiders! - 18 كلمات أغنية
- spice - genie كلمات أغنية
- lindy & the circuit riders - all or nothing (live) كلمات أغنية
- lil keke - luv by few hated by many كلمات أغنية
- gianni suave - hundert8zig كلمات أغنية
- autumn kings - runnin' from the police كلمات أغنية
- antologia polskiego rapu - zeus - w dół كلمات أغنية
- not connor - chase+erase كلمات أغنية