
ambondrona - maraina vao كلمات أغنية
mafana ny loha
toa faharariana
alahelo koa, mameno ny fo
tsy hita ho afindra…
tsaroana avokoa
ireo fanahiana
nahalasa ambiroa, nankarary koa
toa fijaliana
adin-tsaina hatrany mila hitomany
manantena fa indray andro any…
ilay ampitso hifoha hiorenan tsoa
ho tantara sisa izany
ref: maraina vaovao no hihiratra indray
feno hafanana hiposaka ho ahy
haneho ny soa
ho feno tsiky ihany ny foko kely nitalaho
miandradra tokoa e
tsisy hakiviana
hatraka ny loha, be ambom po
toa tsara rindra
adin-tsaina hatrany no mampitomany
manantena fa indray andro any…
ilay ampitso hifoha hiorenan tsoa
ho tantara sisa izany
ref: …
… fa maraina vao no mihiratra indray
ilay hazavana, hamalifaly ahy
ho ravo tokoa
feno tsiky toa ankizy kely milalao
maraina vao…
tsy misy hafa tsy ianao ihany no hitady anie
sy hijery izay mety ho anao
fa ny anjaranao re…
tsarovy fa omeny eo ihany
tsy ho very anjara akory ianao mitsangana mitrakà
ny ampitso hifoha anie no hitrondra indray ny hafanana
fa matokisa hatrany ka mijoroa fa efa voasoratra any
maraina vao no ho avy hitsena anao aza manahy
كلمات أغنية عشوائية
- sk3tch - skin walker luv كلمات أغنية
- lily ward - middle كلمات أغنية
- doyoushmal - туса (party) كلمات أغنية
- k.d.m. - bambini d'america كلمات أغنية
- niemest - vinculo كلمات أغنية
- cleo (클레오) (kor) - 프로포즈 (propose) كلمات أغنية
- iscah - with self كلمات أغنية
- few.ray & lfe1ry - tvo1 glaza +slow كلمات أغنية
- dua lipa - sunshine كلمات أغنية
- datricz - energ!ze كلمات أغنية