
ambondrona - fito andro كلمات أغنية
nisaiko ireo fotoana izay efa nandalo
izany koa f’iny ianao any ho any
herinandro izay fito andro androany
alatsinainy ianao niandry ahy mba handalo
tsy tonga aho talata anefa ny andro
alarobia tontolo tezitra angaha
nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
tsindrian-daona mbola tsy vita foana ireo kandra miandry
na torimaso aza aho tsy hisy akory
maraina indray vao mba matory
tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
alakamisy niezaka niaritra aho
tsy mba nisy zoma mahafinaritra
f’efa te-hody nony asabotsy
androany anio aok’izay ho avy any aho
hivavaka aho ary hihaona aminao
fito andro izay alahady androany
nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
tsindrian-daona mbola tsy vita foana, ireo kandra miandry
na torimaso aza tsy hisy akory
maraina indray vao mba matory
tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
tsindrian-daona mbola tsy vita foana, ireo kandra miandry
na torimaso aza tsy hisy akory
maraina indray vao mba matory
tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
tsy misy mihitsy na dia fotoana firy tsy nahitako anao
niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro
tsy niniako, fa te hanao izay tiako aho
o ianao nao o o o o
efa ela ihany vao tonga ilay fito andro
fito andro fito andro fito andro fito andro
كلمات أغنية عشوائية
- rachel viccaji - shamaan pai gaiyaan / kee dam da bharosa كلمات أغنية
- money boy - chicago bulls كلمات أغنية
- public enemy - the revolution rocks on كلمات أغنية
- babaman - mi yerba كلمات أغنية
- joey bada$ - piece of mind كلمات أغنية
- aunty - support each other كلمات أغنية
- edda művek - elmondom majd كلمات أغنية
- chikita violenta - espana كلمات أغنية
- nacho - mi vida كلمات أغنية
- melocos - así كلمات أغنية